|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  indray
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
5 Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
6 Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 again; in the second place [1.2, 1.7]
8 the second time; at times, sometimes [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 encore une fois; de nouveau [1.8]
Ohatra  10  Ho avy indray ny tantara terena. [2.4#56]
11  I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472#24]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 28 misy ny teny hoe indray

Teny iditra (2/2) 13  indray
Sokajin-teny  14  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]

Fivaditsoratra  15 dirina, indray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19