Teny iditra inenina (enina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Six times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Six fois [1.3]
Ohatra 
1Efa inenina izy mianaka no niala maina. [1.281]
2Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [1.357]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : inenina, inenin'
Sampanteny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20