|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 intsy
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 intsy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny frantsay  6Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8 intsy, 9 tsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12