|
|
|
|

Teny iditra 1  isaina
Fototeny  2 isa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao
9 Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de. Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes) [1.3]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe isaina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 aisina, isaina, 14 isiana, 15 Sinaia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21