|
|
|
|

Teny iditra 1  isaonana
Fototeny  2 saona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be mourned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 dont on est endeuillé [1.8]
[1.3#577]
Ohatra  10  Maty tsy isaonana toy ny amboan' ny mpamosavy. [2.69#]
11  Ao ny andro isaonana, ary ao ny andro andihizana; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19