| Teny iditra | 1 isehoana |
| Fototeny | 2 seho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#595] |
| Ohatra |
8 Ireny no isehoana fa tsy mena-mitaha amin' ny hafa akory ny tena.
[2.445#]
9 noho izany dia mamonjy ny feo hafa azony isehoana kokoa izy, raha ambanimbany sy tsotsotra loatra ny paritra misy azy. [2.436#] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe isehoana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|