Teny iditra | isina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandefasana fofon' aina hivoaka any an' orona mba hivoahan' ny lelo, fanesorana ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona fotsifotsy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se moucher [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | isiña | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Sery [1.78] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |