|
|
|
|

Teny iditra1  itanana (tana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin' ny fahotany no itanana azy Ny ratsy fanahy mihitsoka amin' ny ratsy nataony, ny famatoran' ny fahotany ihany no maningotra azy; [2.996#24.005.022]
4  Ny teny hoe "fanekena" anefa dia milaza zavatra atao, na toe-pahalalana, izay andraisana sy anekena ary itanana ho marina ilay zavatra, noho ny maha-toe-pon' ny olombelona ny mitsara zavatra ho marina araka ny toetra isehoany. [2.285#180]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  atanina, atinaña, itanana, tainana, taniana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20