|
|
|
|

Teny iditra1  itanana
Fototeny  2  tana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#664]
Ohatra  6  Ny heloky ny ratsy fanahy dia mahazo ny tenany ihany, Ary ny kofehin' ny fahotany no itanana azy Ny ratsy fanahy mihitsoka amin' ny ratsy nataony, ny famatoran' ny fahotany ihany no maningotra azy; [2.996#24.005.022]
7  Ny teny hoe "fanekena" anefa dia milaza zavatra atao, na toe-pahalalana, izay andraisana sy anekena ary itanana ho marina ilay zavatra, noho ny maha-toe-pon' ny olombelona ny mitsara zavatra ho marina araka ny toetra isehoany. [2.285#180]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  atanany, atanina, atinaña, itanana, nataina, natanay, tainana, tananay, taniana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20