|
|
|
|

Teny iditra1  itaterana
Fototeny  2  tatitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#688]
Ohatra  6  Tamin' ny toerana mangina kosa, dia nisy miaramila hiambina ny làlam-boahangy itaterana ny entam-barotra niakatra an' Antananarivo. [2.113#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny itaterana io

Fivaditsoratra  12  itaterana, tetiarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20