|
|
|
|

Teny iditra 1  itazonana
Fototeny  2 tazona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#690]
Ohatra  8  Eo koa ny fandavana ny fitsaram-panjakana fa itazonana ny fitsaram-pokonolona rehefa misy fifanolanana. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26