|
|
|
|

Teny iditra1  itoerana
Fototeny  2  toetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be abided in
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#707]
6  [1.8] où l'on séjourne
Ohatra  7  Any Toamasina no itoerany (C'est à Tamatave qu'il habite, qu'il reste, qu'il demeure) [1.3]
8  Eo ambony latabatra no itoeran' ny boky (Les livres sont placés sur la table, se trouvent sur la table) [1.3]
9  Koa raha tsy miray hina hanohitra isika, dia ho levony mihitsy ny trano itoerana sy ny fananana, ary ho lasany ho babo ny tena sy ny fananana. [2.588#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny itoerana io

Fivaditsoratra  15 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21