|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ivelany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
5 Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 outside, on the exterior [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 à l'extérieur [1.3#287, 1.8]
8 extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [1.4.fr#341]
Ohatra  9  Tsy avoaboaka any ivelany? [2.472#161]
10  Io no fasako ivelan'ny tany [1.275]
11  Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [2.69#65]
12  Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [2.643#112]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how ivelany
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 15  ivelany
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 extérieur [1.3#287, 1.13]
19 externe [1.3#287]
20 extrinsèque [1.13]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ivelany

Teny iditra (3/4) 22  ivelany
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 l'extérieur, le dehors [1.3#287]

Teny iditra (4/4) 26  ivelany
Fototeny  27 vela
Sokajin-teny  28  matoantenin' ny famenony ivelana sy mpisolo

Fivaditsoratra  ivelany, 29 lenivay

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22