| Teny iditra | 1 ivelomana |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#824] |
| Ohatra |
8 Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana.
[2.606#]
9 ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. [1.369#] 10 Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. [2.285#] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ivelomana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|