|
|
|
|

Teny iditra 1  jabaina
Fototeny  2 jaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maizina dia maizina
9 Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina: Jabao aloha sao midi-kizo ianao
10 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04