| Teny iditra | 1 jabajaba |
| Fototeny | 2 jaba |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy
12 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. [1.1] |
| Tovy hevitra | 13 jaba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|