Teny iditra | jahana | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | Niavian' ny Manjahana: diso fanantenana, nanantena zavatra kanefa tsy nahazo; nanan-javatra nefa lasa foan-tanana Mangaina [1.1] | |
Tovy hevitra | jahatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |