|
|
|
|

Teny iditra1  jaikoina
Fototeny  2  jaiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hatonina moramora, mitsaitsaika mba tsy ho taitra: Jaikoina no fisambotra io akoho io
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akojinay, iakanjoy, ijaikoan, ikijanao, jaikoina, nijaikoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21