Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny [1.1]

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra japy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (Comparer à jabihy). Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau. [1.196]
Anarana siantifika Operculicarya decaryi
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31