|
|
|
|

Teny iditra 1  jaroboka
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04