Teny iditra | 1 jefy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [1.1] |
Tovy hevitra | 5 jefijefy |
Fivaditsoratra | 6 fejy, jefy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |