Teny iditra | jila | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila [1.1] | ||
Tovy hevitra | jilajila | ||
Kamban-teny |
| ||
Anaram-biby |
| ||
Teny iditra | jila | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka] njola [1.78] | ||
Fivaditsoratra | jaly, jila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |