Teny iditra | jilarina (jilatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kapaina na didiana somaradimbana, izany hoe tsy mitsatoka fa misolifatra: Nojilariny ny hena hanaovany kitoza [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |