|
|
|
|

Teny iditra1  jina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hasina miraikitra amin-javatra iray, izay tsy azo anaovana vazivazy fa mety hahitan-doza: Manan-jina ny tanindrazana

Fivaditsoratra  4  anjy, inja, jany, jina, njay, njia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21