|
|
|
|

Teny iditra 1  jinifa
Fototeny  2 jifa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 atao majifa, voafaoka, lany tanteraka: Nojinifan' ny mpangalatra ny entan-dRazoky tatsy atsimo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 enlevé, dévoré, consumé [1.3#295]
Tovy hevitra  9 voajifa

Fivaditsoratra  10 fijany, jinifa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22