|
|
|
|

Teny iditra 1  jinina
Fototeny  2 jiny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sosotsosotra, malonilony vitsy teny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 taciturne, morose [1.3]
Tovy hevitra  9 jinijinina

Fivaditsoratra  10 injany, jinina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22