|
|
|
|

Teny iditra 1  jininja
Fototeny  2 jinja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voajinja, jinjaina, voafira: Tsy mbola nojininja angaha ny varinareo, r' ise? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Moissonné, coupé [1.3#296]
Tovy hevitra  9 voajinja

Fivaditsoratra  jininja, 10 jinjany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22