|
|
|
|

Teny iditra1  jioga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo efajoro mitohy amin' ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan' ny omby ka anerena azy hitarika ny sarety
Fahefana manery: Tao ambany jiogan' ny vahiny ny firenentsika nandritra ny enimpolo taona mahery
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] an ox-yoke
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] joug
Voambolana  6  Toe-karena: fiompiana
Tsipelina hafa  7  zioga

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12