Teny iditra (1/3) | 1 jobo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] having a deep hollow |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] creux |
Ohatra |
6 Akory ny hagagany fa raha vao navadika ny vato dia inty lavaka jobo vava tahaka ny lavabary no tao! [2.587#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny jobo io |
Teny iditra (2/3) | 12 jobo |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 jobo |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Bara]
fifidianana |
Fivaditsoratra | 22 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |