Teny iditra jokajoka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsanganana, haisaram-bika, maroroka sady tsara bika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Taille élégante des hommes, belle venue des arbres, des plantes [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31