Teny iditra joloka manga
Singan-teny joloka ; manga
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Fitaka be fotsiny ilay joloka manga nanaovana. [2.4]
2Nisy mpanao joloka manga naratra tao anaty fiara. [2.4]
3Tsy tonga irery ilay iraka, fa nisy olona dimy lahy nanao joloka manga ary nitondra fiasana niaraka taminy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26