Teny iditra jomoina (jomo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Bitsibitsihina, anaovana toho-tsofina: Nojomoin' ny olona izy matoa sahy nanao izany
Angolena, tarihina amin' ny teny malefaka: Nojomojomoin' ny namany teny ny adalalahy ka simba tamin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay A qui on parle en secret, à qui on chuchote, qu’on enjôle, qu’on entraîne secrètement, qu'on épie en cachette: Aza jomoin' ialahy toy izany ny sasany (Ne chuchote pas ainsi avec les autres) ~ Nojomoin’ ny namana ratsy izy ka simba tamin’ ny farany (Il a été enjôlé par de mauvais camarades et à la fin il a été gâté) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jomoina, jomoiko, jomoinao, jomoiny, jomointsika, jomoinay, jomoinareo, jomoin', jomoin-, jomoim-, jomoi-
Ny lasa : nojomoina, nojomoiko, nojomoinao, nojomoiny, nojomointsika, nojomoinay, nojomoinareo, nojomoin', nojomoin-, nojomoim-, nojomoi-
Ny hoavy : hojomoina, hojomoiko, hojomoinao, hojomoiny, hojomointsika, hojomoinay, hojomoinareo, hojomoin', hojomoin-, hojomoim-, hojomoi-
Filaza mandidy : jomoy
Tovy hevitra jomojomoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20