Teny iditra | jompo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Tovy hevitra | zompona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |