|
|
|
|

Teny iditra1  kaboda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tehina, kanonta [Tambahoaka] [1.78]
4  tehina, tapakazo vaventy nefa fohy [Taisaka] [1.78]
5  kibay [Sihanaka] [1.78]
6  kanonta [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  7  bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31