Teny iditra | 1 kadanà |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavà na teny malagasy |
3 Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà , ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy [1.1] |
Fanazavà na teny frantsay |
4 Cadenas [1.3] |
Tsipelina hafa | 5 gadan |
Fivaditsoratra | 6 dakana, danaka, kadanà , Kanadà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |