Teny iditra kahie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran-dravintaratasy voazaitra ampiasain' ny mpianatra indrindra, hakany lesona any am-pianarana na hanaovany ny enti-modiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A notebook, a copy book [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cahier [1.8]
 Cahier [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: cahier.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11