|
|
|
|

Teny iditra 1  kaikaika
Fototeny  2 kaika
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fitomaniana, toloko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 [duplicatif] cris, plaintes, gémissements perçants, demandes réitérées et plaintives, murmures de désapprobation [1.3#303]
Tovy hevitra  14 kaika

Fivaditsoratra  kaikaika, 15 Kiakiaka, kiakiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19