|
|
|
|

Teny iditra 1  kajakajaina
Fototeny  2 kajakaja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao tsara ny fanakareo, rankizy, fa nandaniana vola be ireny [1.1]

Fivaditsoratra  9 ikajakajana, kajakajaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04