Teny iditra | kajina (kajy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy! Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anjaky, anjika, Ikanja, kajina, kianja, kijana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |