| Teny iditra (1/2) | 1 kalamaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry mitovitovy amin' ny kabaro (Phaseolus lunatus L.)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une espèce de gros haricot
[1.3#305] 5 (de kala : la jolie petite, et aka : action de prendre, d'aller cueillir ; s'emploie surtout pour les produits non cultivés). Phaseolus lunatus L. (Fabaceae). Nom employé surtout pour les formes qui, du fait de leurs conditions de culture ou de leurs caractères génétiques, renferment de la phaséolunatine, glucoside qui peut s'hydrolyser en acide cyanhydrique et être dangereux pour le consommateur. Ils doivent subir une préparation spéciale avant d'être consommés. Voir aussi kabaro. [1.196] |
| Ohatra |
6 Makà fromenta, orja, kalamaka, voanemba, ampemba ary epaotra;
[2.996]
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe kalamaka |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 kalamaka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Tanala] vary jinjaina amin'ny ririnina
[1.78] |
| Tovy hevitra | 13 kalamake |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06 |
|