|
|
|
|

Teny iditra1  kalila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazana vary izay lava ny voany, manify ary mova tsy ny azo itarafana (Oryza sativa) [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Nom d'une variété de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), à grains très longs, minces et translucides. C'est une des plus belles variétés cultivées à Madagascar (et même ailleurs dans le monde). On la dénomme aussi dans d'autres régions makalioka, tsipala. Le kalila a pour principal centre de culture la région de Marovoay. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  7  kalila, lakaly

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02