Teny iditra kalina (kaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao am-pitandremana fatratra mba ho vita tsara tanteraka: Kalio ny soratrao fa aza atao zara fa vita [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kalina, kaliko, kalinao, kaliny, kalintsika, kalinay, kalinareo, kalin', kalin-, kalim-, kali-
Ny lasa : nokalina, nokaliko, nokalinao, nokaliny, nokalintsika, nokalinay, nokalinareo, nokalin', nokalin-, nokalim-, nokali-
Ny hoavy : hokalina, hokaliko, hokalinao, hokaliny, hokalintsika, hokalinay, hokalinareo, hokalin', hokalin-, hokalim-, hokali-
Filaza mandidy : kalio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20