Teny iditra kamambe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31