Teny iditra | 1 kamaosy |
Fototeny | 2 maosy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Reraka, toro, mongo, kotra ary tsy azo ho zavatra intsony. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 rendu, épuisé, traînant; ruiné [1.3] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 9 kamaosy, makoasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |