|
|
|
|

Teny iditra1  kamara
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maramara soratra (enti-milaza ny tanalahy)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a grizzle-coloured female chameleon, i.e. one on the point of laying eggs
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#306] (caméléon) marbré, moucheté, tacheté
6  [1.54] femelle du caméléon
Voambolana  7  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fototeny  8  mara
Anaram-biby 

Fivaditsoratra  11  kamara, karama, makara, Ramaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30