Teny iditra | 1 kamboty velon-dreny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zaza maty ray fa ny reniny mbola velona; (ny zaza maty reny mbola kely kosa dia atao hoe somony) |
Singan-teny | 4 kamboty, velona, reny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |