Teny iditra | 1 kanefa |
Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) |
Tovy hevitra | 4 nefa, anefa, kandrefa |
Fivaditsoratra | 5 faanke, fanake, fekana, fenaka, kanefa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |