Teny iditra | kaniry (tsiry) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Angely vao maniry elatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A beetle whose wings are full grown [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grillon qui a mis ses ailes [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | kaniry, kinary, kirìna, rikany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |