|
|
|
|

Teny iditra 1  kanonkanona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Ny zava-madinidinika tsy misaraka amin' ny raharaha samihafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 business, concern, little affairs, a petty dispute [1.2]
11 various small objects, odds and ends [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 bagatelles, petites affaires [1.3#309, 1.8]
13 vétilles, petits objets [1.3#309]
14 ingrédient [1.13]
Ohatra  15  zavatra maro nampombaina ny razana, firavaka, sabatra, tavoahangy, bakoly sinoa, firavaka vita tao an-toerana sy kanonkanona natao tamin'ny vatodidy. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19