Teny iditra kanonta (tonta)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tantanana makadiry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sledgehammer; a pile-driver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Masse; bélier [1.8]
Ohatra Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko. [2.643]
Voambolana 
Tovy hevitra fampohaza
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11